Psalms 139:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, efa nandinika ahy Ianao ka mahalala ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’i Davida. Iaveh ô, mizaha toetra sy mahalala ahy Ianao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida. TOMPO ô, nandinika ahy Ianao ka fantatrao avokoa ny momba ahy.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, efa nandinika ahy Hianao ka mahalala ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, efa nandinika ahy Ianao ka mahalala ahy.
malagasy
[Fankalazana an'Andriamanitra, Izay mahalala ny zavatra rehetra sady manerana izao rehetra izao] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, efa nandinika ahy Hianao ka mahalala ahy.