Psalms 139:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mbola entin’ny tananao ihany aho, na dia any aza, ary hazonin’ny tananao ankavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tananao ihany koa no hitarika ahy any, ary ny tananao ankavanana no hihazona ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mbola ny fiarovanao no mitondra ahy any ary mbola ny herinao koa no mihazona ahy.
Malagasy Bible 1865
Dia mbola entin'ny tananao ihany aho, na dia izany aza, Sy hazonin'ny tananao ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mbola entin’ny tananao ihany aho, na dia any aza, ary hazonin’ny tananao ankavanana.
malagasy
Dia mbola entin'ny tananao ihany aho, na dia izany aza, Sy hazonin'ny tananao ankavanana.