Psalms 139:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia hoy aho aza hoe: Aoka ny maizina hanarona ahy ary aoka ny mazava manodidina ahy ho tonga alina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka milaza aho hoe: «Ny haizina ahay mba hanarona ahy, ary ny alina no hany fahazavana hanodidina ahy!...»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy aho hoe: «Aoka ny haizina hanarona ahy! Aoka ny hazavana manodidina ahy hanjary alina!»
Malagasy Bible 1865
Ary na dia hoy izaho aza: Aoka ny maizina hanarona ahy, Ary aoka ny mazava manodidina ahy ho tonga alina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia hoy aho aza hoe: Aoka ny maizina hanarona ahy ary aoka ny mazava manodidina ahy ho tonga alina,
malagasy
Ary na dia hoy izaho aza: Aoka ny maizina hanarona ahy, Ary aoka ny mazava manodidina ahy ho tonga alina,