Psalms 139:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Endre, tsy takatry ny saiko ny hevitrao, Andriamanitra ô! Akory ny hamaron’ny isany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, mahafinaritra loatra lahy ny hevitrao! Endrey, izany hamaroany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy haiko takarina velively ny hevitrao sady akory ity hamaroany, ry Andriamanitra ô!
Malagasy Bible 1865
Endrey, zava-tsoa amiko indrindra ny hevitrao, Andriamanitra ô! Akory ny hamaron'ny isany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Endre, tsy takatry ny saiko ny hevitrao, Andriamanitra ô! Akory ny hamaron’ny isany!
malagasy
Endrey, zava-tsoa amiko indrindra ny hevitrao, Andriamanitra ô! Akory ny hamaron'ny isany!