Psalms 139:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hanisa azy aho dia maro lavitra noho ny fasika ny isany; raha mifoha aho dia mbola eo Aminao ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manisa azy aho, mihoatra noho ny hamaroan’ny fasika ny isany; nony mifoha aho dia mbola eo aminao ihany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha hanisa aho, dia maro noho ny fasika ireny; raha hahisa aza, dia mbola tsy hahatakatra Anao.
Malagasy Bible 1865
Raha hanisa azy aho, dia maro isa lavitra noho ny fasika izy; Raha mifoha aho, dia mbola aminao ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hanisa azy aho dia maro lavitra noho ny fasika ny isany; raha mifoha aho dia mbola eo Aminao ihany.
malagasy
Raha hanisa azy aho, dia maro isa lavitra noho ny fasika izy; Raha mifoha aho, dia mbola aminao ihany.