Psalms 139:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haringanao mihitsy anie ny ratsy fanahy, Andriamanitra ô! Mialà amiko, ianareo mpandatsa-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, tsy handringana ny ratsy fanahy va Ianao? Mialà amiko ianareo mpandatsa-dra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, haringanao mihitsy anie ny olon-dratsy ary hohalavirinao ahy anie ny mpamono olona!
Malagasy Bible 1865
Haringanao mihitsy ny ratsy fanahy, Andriamanitra ô, Ary mialà amiko, ianareo mpandatsa-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haringanao mihitsy anie ny ratsy fanahy, Andriamanitra ô! Mialà amiko, ianareo mpandatsa-dra.
malagasy
Haringanao mihitsy ny ratsy fanahy, Andriamanitra ô, Ary mialà amiko, ianareo mpandatsa-drà. [Na: Haringanao mihitsy anie ny ratsy fanahy, Andriamanitra ô]