Psalms 139:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manonona Anao hoenti-mamitaka izy; eny, ny fahavalonao dia manonona Anao foana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fiteny mahameloka no iresahany Anao, manonom-poana ny Anaranao ireo fahavalonao ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miresaka Anao amim-pihatsarambelatsihy ireo fahavalonao sady mitonona Anao mba hoenti-mamitaka.
Malagasy Bible 1865
Dia izay manonona Anao ho enti-mamitaka, Jehovah ô, Eny, ny fahavalonao izay manonona Anao foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manonona Anao hoenti-mamitaka izy; eny, ny fahavalonao dia manonona Anao foana.
malagasy
Dia izay manonona Anao ho enti-mamitaka, Jehovah ô, Eny, ny fahavalonao izay manonona Anao foana.