Psalms 139:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tena halako marina tokoa ireny; fahavaloko ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halako dia halako tanteraka tokoa ireny, fahavaloko izy ireny, raha izaho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hàlako dia hàlako tokoa ireo sady efa tonga fahavaloko.
Malagasy Bible 1865
Halako dia halako marina tokoa ireny; Efa fahavaloko ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tena halako marina tokoa ireny; fahavaloko ireny.
malagasy
Halako dia halako marina tokoa ireny; Efa fahavaloko ireny.