Psalms 139:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
zahao na misy lalana mety ahitan-doza ato anatiko, dia tariho amin’ny lalana mandrakizay aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo raha eo amin’ny lalan-dratsy aho, dia tariho eo amin’ny lalana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo raha miroso amin’ny làla-mampidi-doza aho, dia tariho hizotra amin’ny sori-dàlanao hatrizay.
Malagasy Bible 1865
Ary izahao na misy lalana mampahory ato anatiko, Dia tariho amin'ny lalana mandrakizay aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
zahao na misy lalana mety ahitan-doza ato anatiko, dia tariho amin’ny lalana mandrakizay aho.
malagasy
Ary izahao na misy lalana mampahory ato anatiko, Dia tariho amin'ny lalana mandrakizay aho.