Psalms 139:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voadinikao aho, na mandeha, na mandry, ary fantatrao tsara ny alehako rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao mitsirika ahy na mandeha na mandry, asa mahazatra anao ny lalako rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voadinikao aho na mamindra na miato; ary tsy misy miafina aminao ny làlan-kalehako.
Malagasy Bible 1865
Voadinikao ny toetro, na mandeha aho, na mandry; Ary fantatrao tsara ny alehako rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voadinikao aho, na mandeha, na mandry, ary fantatrao tsara ny alehako rehetra.
malagasy
Voadinikao ny toetro, na mandeha aho, na mandry; Ary fantatrao tsara ny alehako rehetra.