Psalms 139:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manodidina ahy ao aorianako sy eo alohako Ianao ary apetrakao amiko ny tananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manodidina ahy eo alohako sy eo ivohoko Ianao, ary apetrakao amiko ny tananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voambombanao aho na eo aloha na eo ivoho; ny fiarovanao no apetrakao amiko.
Malagasy Bible 1865
Manodidina ahy eo ivohoko sy eo anatrehako Hianao, Ary apetrakao amiko ny tananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manodidina ahy ao aorianako sy eo alohako Ianao ary apetrakao amiko ny tananao.
malagasy
Manodidina ahy eo ivohoko sy eo anatrehako Hianao, Ary apetrakao amiko ny tananao.