Psalms 139:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahalalana mahagaga ahy loatra izany; eny, avo loatra ka tsy takatro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahalalana mahagaga loatra, raha izaho, izany, ka ambony lavitra noho izay mety ho takatro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahagaga loatra amiko ny fahalalànao ahy; avo tokoa izany, ka tsy takatro velively.
Malagasy Bible 1865
Fahalalana mahagaga ahy loatra izany, Eny, avo loatra ka tsy tratro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahalalana mahagaga ahy loatra izany; eny, avo loatra ka tsy takatro.
malagasy
Fahalalana mahagaga ahy loatra izany, Eny, avo loatra ka tsy tratro.