Psalms 139:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia miakatra any an-danitra aza aho dia any Ianao; na dia manao ny fitoeran’ny maty ho fandriako aza aho dia indro, any Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha miakatra any an-danitra aho, any Ianao, raha mandry any amin’ny Seoly aho, indro ao Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha miakatra any an- danitra aho, any Ianao; mandry any amin’ny toeran’ny maty aho, io koa Ianao.
Malagasy Bible 1865
Na dia miakatra any an-danitra aza aho dia any Hianao; Ary na dia manao ny fiainan-tsi-hita ho fandriako aza aho, indro, any Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia miakatra any an-danitra aza aho dia any Ianao; na dia manao ny fitoeran’ny maty* ho fandriako aza aho dia indro, any Ianao.
malagasy
Na dia miakatra any an-danitra aza aho dia any Hianao; Ary na dia manao ny fiainan-tsi-hita ho fandriako aza aho, indro, any Hianao.[Heb. Sheola]