Psalms 139:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia maka ny elatry ny maraina mba honina any am-paran’ny ranomasina aza aho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha maka elatry ny maraina aho, ka mandeha hitoetra any am-paran’ny ranomasina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha maka ny elatry ny mazavatsinanana aho na lasa honina any am-paran’ny ranomasina,
Malagasy Bible 1865
Na dia maka ny elatry ny maraina aza aho, Mba hitoetra any am-paran'ny ranomasina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia maka ny elatry ny maraina mba honina any am-paran’ny ranomasina aza aho
malagasy
Na dia maka ny elatry ny maraina aza aho, Mba hitoetra any am-paran'ny ranomasina,