Psalms 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny adala no manao anakampo hoe: Tsy misy Andriamanitra! Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny adala manao anakam-po hoe: «Tsy misy Andriamanitra!» Efa simba izy ireo; asa mahamenatra no ataony; Tsy misy manao ny tsara na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida. Adala izay miteny anakampo hoe: «Tsy misy Andriamanitra!» Maneho toetra lo sy maharikoriko ireo sady tsy mba misy manao ny tsara.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida. Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny adala no manao anakampo hoe: Tsy misy Andriamanitra! Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara.
malagasy
[Ny faharatsian'ny olona, sy ny fanirian'ny sasany famonjena] Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida. Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara.