Psalms 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy efa nivily lalana izy rehetra ka tonga nanao zava-betaveta avokoa; tsy misy manao ny tsara na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nania izy rehetra, efa niara-nihasimba toetra avokoa; tsy misy manao ny tsara na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izy rehetra no mania ka samy tsy valahara avokoa; tsy mba misy manao ny tsara, na dia iray akory aza!
Malagasy Bible 1865
Samy efa nivily izy rehetra ka tonga vetaveta avokoa; tsy misy manao ny tsara, na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy efa nivily lalana izy rehetra ka tonga nanao zava-betaveta avokoa; tsy misy manao ny tsara na dia iray akory aza.
malagasy
Samy efa nivily izy rehetra ka tonga vetaveta avokoa; tsy misy manao ny tsara, na dia iray akory aza.