Psalms 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indreo, tonga feno tahotra ireny, satria Andriamanitra no eo amin’ny taranaka marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho tera-kovitra tampoka azon’ny fivadiham-po izy, fa eo afovoan’ny taranaka marina Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreo fa matahotra dia matahotra ireny, satria ny mpivavaka iandanian’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Indreo, matahotra dia matahotra izy, satria Andriamanitra no eo amin'ny taranaka marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indreo, tonga feno tahotra ireny, satria Andriamanitra no eo amin’ny taranaka marina.
malagasy
Indreo, matahotra dia matahotra izy, satria Andriamanitra no eo amin'ny taranaka marina.