Psalms 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia foananareo aza ny fisainan’ny ory, NY TOMPO kosa no fialofany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tadiavinareo hokorokoroina ny hevitra kasain’ny ory. Nefa Andriamanitra no arony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Nataonareo tsinontsinona ny fikasan’ny ory, kanefa ny TOMPO ange no fialofany.»
Malagasy Bible 1865
Na dia foananareo aza ny fisainan'ny ory, Jehovah kosa no arony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia foananareo aza ny fisainan’ny ory, NY TOMPO kosa no fialofany.
malagasy
Na dia foananareo aza ny fisainan'ny ory, Jehovah kosa no arony.Enga anie ka hivoaka avy ao Ziona ny famonjena ny Isiraely! Raha ampodin'i Jehovah avy amin'ny fahababoana ny olony, dia ho faly Jakoba, ary ho ravoravo Isiraely.