Psalms 140:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hisy vainafo halatsaka aminy; aoka hariana any anaty afo izy na any an-davaka lalina ka tsy hiarina intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lohan’ireo izay manemitra ahy anie, no hianjeran’ny ratsy tononin’ny molony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Be rehaka lalandava ireo fahavalo manemitra ahy; ka ny ratsy notonontononiny anie hanototra azy!
Malagasy Bible 1865
Aoka hisy vain'afo halatsaka aminy; Aoka hariana any anaty afo izy, na any amin'ny rano lalina, ka tsy hiarina intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hisy vainafo halatsaka aminy; aoka hariana any anaty afo izy na any an-davaka lalina ka tsy hiarina intsony.
malagasy
Aoka hisy vain'afo halatsaka aminy; Aoka hariana any anaty afo izy, na any amin'ny rano lalina, ka tsy hiarina intsony.