Psalms 140:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hampitoerina amin’ny tany ny olona mahay vava; henjehin-doza ny mpampihorohoro ka ho lavo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hanintsanana vainafo mivaivay eo ambonin’izy ireo! Havarin’Andriamanitra any amin’ny afo anie izy, any amin’ny hantsana tsy ho azony ialana intsony!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vainafo miredareda anie no toy ny orana halatsaka aminy; lavaka lalina tsy hainy hiakarana anie no hamarinana azy ao anaty afo!
Malagasy Bible 1865
Tsy hampitoerina amin'ny tany ny olo-mahay vava; Henjehin-doza ny olon-dozabe ka ho lavo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hampitoerina amin’ny tany ny olona mahay vava; henjehin-doza ny mpampihorohoro ka ho lavo.
malagasy
Tsy hampitoerina amin'ny tany ny olo-mahay vava; Henjehin-doza ny olon-dozabe ka ho lavo.