Psalms 140:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro fa NY TOMPO no handahatra ny tenin’ny ory sady hanome rariny ho an’ny mahantra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hambinina ny mpanendrikendrika eto ambonin’ny tany, ary hozoin-doza, tsy hamindrana fo, ny mpanao an-keriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny olo-mahay vava tsy honina amin’ny tany, ary ny olon-dozabe hoenjehin’antambo ka tsy hamelany!
Malagasy Bible 1865
Fantatro fa Jehovah no handahatra ny tenin'ny mahantra Sady hanome rariny ho an'ny malahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro fa NY TOMPO no handahatra ny tenin’ny ory sady hanome rariny ho an’ny mahantra.
malagasy
Fantatro fa Jehovah no handahatra ny tenin'ny mahantra Sady hanome rariny ho an'ny malahelo.Eny tokoa, ny marina hisaotra ny anaranao; Hitoetra eo anatrehanao ny mahitsy.