Psalms 140:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny tokoa, hisaotra ny anaranao ny marina; hitoetra eo anatrehanao ny mahitsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro fa omen’i Iaveh hitsiny ny fadiranovana, ary omeny rariny ny mahantra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro, TOMPO ô, fa hotandrovinao ny zon’ny ory ary hamoahanao fitsarana ara-drariny ny mahantra.
Malagasy Bible 1865
Eny tokoa, ny marina hisaotra ny anaranao; Hitoetra eo anatrehanao ny mahitsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny tokoa, hisaotra ny anaranao ny marina; hitoetra eo anatrehanao ny mahitsy.
malagasy
Eny tokoa, ny marina hisaotra ny anaranao; Hitoetra eo anatrehanao ny mahitsy.