Psalms 140:14 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, hankalaza ny Anaranao ny marina, ary honina eo anatrehan’ny Tavanao ny olo-mahitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny tokoa, ny olo-marina hisaotra Anao ary ny olo-mahitsy hitoetra eo anoloanao.