Psalms 140:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mikotrika hevi-dratsy ao am-pony ka manangana ady isanandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, afaho amin’ny olon-dratsy aho, arovy amin’ny olona mpanao an-keriny aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, vonjeo ho afaka amin’ny olon-dratsy aho ary arovy tsy ho azon’ny olon-dozabe
Malagasy Bible 1865
Izay mihevitra ratsy ao am-pony Ka manangana ady isan'andro
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mikotrika hevi-dratsy ao am-pony ka manangana ady isanandro.
malagasy
Izay mihevitra ratsy ao am-pony Ka manangana ady isan'andro