Psalms 140:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandranitra ny lelany tahaka ny bibilava izy, ny poizin’ny menarana no ao ambanin’ny molony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mieritreritra hevitra ratsy ao am-pony, izay manangana ady amiko lalandava;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay misaina haratsiana ao am-pony ka manangana ady isan’andro vaky.
Malagasy Bible 1865
Mandranitra ny lelany tahaka ny bibilava izy, Ny poizin'ny menarana no ao ambanin'ny molony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandranitra ny lelany tahaka ny bibilava izy, ny poizin’ny menarana no ao ambanin’ny molony.
malagasy
Mandranitra ny lelany tahaka ny bibilava izy, Ny poizin'ny menarana no ao ambanin'ny molony.