Psalms 140:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, vonjeo amin’ny tanan’ny ratsy fanahy aho ary arovy amin’ny mpampihorohoro izay mihevitra handronjina ahy ho potraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay mandranitra ny lelany toy ny menarana, sady misy poizin’aspika ao ambany molony. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa mandrani-dela hanindrona tahaka ny bibilava ireo, toa poizi-menarana ny teny avoakan’ny vavany. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, vonjeo amin'ny tanan'ny ratsy fanahy aho, Ary arovy amin'ny olon-dozabe, Izay efa nihevitra handronjina ahy ho potraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, vonjeo amin’ny tanan’ny ratsy fanahy aho ary arovy amin’ny mpampihorohoro izay mihevitra handronjina ahy ho potraka.
malagasy
Jehovah ô, vonjeo amin'ny tanan'ny ratsy fanahy aho, Ary arovy amin'ny olon-dozabe, Izay efa nihevitra handronjina ahy ho potraka.