Psalms 140:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpiavonavona dia manafina fandrika sy kofehy hamandrihany ahy; manao vela-pandrika harato eo amoron-dalana izy; nametraka tadivavarana hahazoany ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, ambeno amin’ny tanan’ny ratsy fanahy aho, arovy amin’ny olona mpanao an-keriny aho, izay mitetika ny hanafintohina ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, ambeno tsy ho voatanan’ny olon-dratsy aho, arovy tsy ho azon’ny olon-dozabe izay nihevitra handronjina sy hamotraka ahy.
Malagasy Bible 1865
Ny mpiavonavona efa nanafina fandrika sy kofehy hamandrihany ahy; Efa namela-pandrika harato teo amoron-dalana izy; Nametraka tadivavarana hahazoany ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpiavonavona dia manafina fandrika sy kofehy hamandrihany ahy; manao vela-pandrika harato eo amoron-dalana izy; nametraka tadivavarana hahazoany ahy izy.
malagasy
Ny mpiavonavona efa nanafina fandrika sy kofehy hamandrihany ahy; Efa namela-pandrika harato teo amoron-dalana izy; Nametraka tadivavarana hahazoany ahy izy.