Psalms 140:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho tamin’NY TOMPO: Andriamanitro Ianao; henoy ny feon’ny fifonako, TOMPO ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy mpiavonavona mamela-pandrika harato hamandrihana ahy; mametra-pandrika harato manaraka ny lalan-kalehako; ary manao otrika hamelezana ahy. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nanafim-pandrika hamelezana ahy ny mpiavonavona: eny, nanenjan-tady sy harato teo amoron-dalana ireo ary nametraka tadivavarana mba hahazoany ahy. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho tamin'i Jehovah Andriamanitro Hianao; Henoy ny feon'ny fifonako, Jehovah ô!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho tamin’NY TOMPO: Andriamanitro Ianao; henoy ny feon’ny fifonako, TOMPO ô!
malagasy
Hoy izaho tamin'i Jehovah Andriamanitro Hianao; Henoy ny feon'ny fifonako, Jehovah ô!