Psalms 140:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO Andriamanitra ô, ry Herin’ny famonjena ahy, manarona ny lohako Ianao amin’ny andro fiadiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho amin’i Iaveh: «Andriamanitra Ianao,» henoy ny feon’ny fitarainako, ry Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa aho tamin’ny TOMPO: «Ianao no Andriamanitro. TOMPO ô, mba henoy izany feoko mitaraina aminao!
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Tompo ô, ry Herin'ny famonjena ahy, Manarona ny lohako amin'ny andro fiadiana Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO Andriamanitra ô, ry Herin’ny famonjena ahy, manarona ny lohako Ianao amin’ny andro fiadiana.
malagasy
Jehovah, Tompo ô, ry Herin'ny famonjena ahy, Manarona ny lohako amin'ny andro fiadiana Hianao.