Psalms 140:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, aza omena ny ratsy fanahy izay iriny ary aza avela ho tanteraka ny hevi-dratsiny, fandrao hisandratra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh Tompo ô, Mpamonjiko mahery, manarona ny lohako amin’ny andro fiadiana Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitra Mpamonjy mahery ô, nosaronanao ny lohako tamin’ny andro niadiana.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, aza manome ny irin'ny ratsy fanahy; Ary aza avela ho tanteraka ny hevi-dratsiny, fandrao hisandratra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, aza omena ny ratsy fanahy izay iriny ary aza avela ho tanteraka ny hevi-dratsiny, fandrao hisandratra izy.
malagasy
Jehovah ô, aza manome ny irin'ny ratsy fanahy; Ary aza avela ho tanteraka ny hevi-dratsiny, fandrao hisandratra izy.