Psalms 140:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lohan’izay manemitra ahy dia aoka hosaronan’ny ratsy tononin’ny molony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, aza tanterahinao ny fanirian’ny ratsy fanahy, aza avela hahomby ny hevi-dratsiny; dia ireharehany loatra izany. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, aza tovinao izay irîn’ny olon-dratsy, aza avela hahomby ny fikasany!» Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Ny lohan'izay manemitra ahy Dia aoka hosaronan'ny ratsy tononin'ny molony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lohan’izay manemitra ahy dia aoka hosaronan’ny ratsy tononin’ny molony.
malagasy
Ny lohan'izay manemitra ahy Dia aoka hosaronan'ny ratsy tononin'ny molony.