Psalms 141:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, miantso Anao aho, faingàna hankaty amiko; henoy ny feoko amin’ny fiantsoako Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamon’i Davida. Iaveh ô, miantso Anao aho, tongava faingana amiko Ianao; atongilano ny sofinao amin’ny feoko, raha miantso Anao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Davida. TOMPO ô, miantso Anao aho: faingàna ho eto amiko. Mba henoy ny feoko amin’ny fiantsoako Anao.
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, mitaraina aminao aho, faingàna hankatỳ amiko; Henoy ny feoko amin'ny fiantsoako Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, miantso Anao aho, faingàna hankaty amiko; henoy ny feoko amin’ny fiantsoako Anao.
malagasy
[Fitarainana ataon'izay alaim-panahy sy enjehina] Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, mitaraina aminao aho, faingàna hankatỳ amiko; Henoy ny feoko amin'ny fiantsoako Anao.