Psalms 141:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho latsaka eo anatin’ny fandrika nataony ihany ny ratsy fanahy fa izaho kosa dia handalo fotsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aoka ny ratsy fanahy ho latsaka amin’ny fandrika nataony; fa izaho kosa izay dia ho afaka amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie ireo olon-dratsy ireo no hiara-datsaka anaty haratony, fa izaho kosa ho afaka amin’izany!
Malagasy Bible 1865
Aoka ny ratsy fanahy ho latsaka eo anatin'ny fandriny ihany, Fa izaho kosa handalo fotsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho latsaka eo anatin’ny fandrika nataony ihany ny ratsy fanahy fa izaho kosa dia handalo fotsiny.
malagasy
Aoka ny ratsy fanahy ho latsaka eo anatin'ny fandriny ihany, Fa izaho kosa handalo fotsiny.