Psalms 141:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hankeo anatrehanao mandrakariva toy ny ditin-kazo manitra ny vavaka ataoko ary ho toy ny fanatitra hariva ny fanandratako ny tanako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho eo anatrehanao toy ny emboka anie ny fivavahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fivavahako anie hisandratra eo anoloanao toy ny eton’ny vovo-javamanitra! Ny fanandratako tanana anie ho toy ny fanatitra hariva!
Malagasy Bible 1865
Aoka hankeo anatrehanao mandrakariva toy ny ditin-kazo manitra ny fivavako, Ary ho toy ny fanatitra hariva ny fanandratako ny tanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hankeo anatrehanao mandrakariva toy ny ditin-kazo manitra ny vavaka ataoko ary ho toy ny fanatitra hariva ny fanandratako ny tanako.
malagasy
Aoka hankeo anatrehanao mandrakariva toy ny ditin-kazo manitra ny fivavako, Ary ho toy ny fanatitra hariva ny fanandratako ny tanako.