Psalms 141:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, asio fiambenana ny vavako; ambeno ny varavaran’ny molotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, asio fiambenana eo amin’ny vavako; ary mpitily eo am-baravaran’ny molotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, asio mpiambina ny vavako; arovy ny varavaran’ny molotro.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, asio fiambenana eo anoloan'ny vavako; Ambeno ny varavaran'ny molotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, asio fiambenana ny vavako; ambeno ny varavaran’ny molotro.
malagasy
Jehovah ô, asio fiambenana eo anoloan'ny vavako; Ambeno ny varavaran'ny molotro.