Psalms 141:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny marina hamely ahy amin’ny fahalemem-panahy ka hananatra ahy, fa diloilo ahosotra ny lohako izany, ary aoka tsy handa izany ny lohako; fa ny hany heriko dia ny mbola hivavaka ihany noho ny faharatsian’ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny marina no mamely ahy, tombon-tsoa ho ahy izany; raha izy no mananatra ahy, diloilo manitra eo an-dohako izany, ka tsy holavin’ny lohako, fa amin’izay ny fivavahako no hany hanoherako ny hevi-dratsin’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny olo-marina hikapoka ahy, dia mari-pitiavana izany; raha hananatra ahy koa izy, dia ilomanitra soa indrindra izany ka enga anie tsy holavin’ny lohako! Fa ny fivavahako anie hitohy hatrany hanoherana ny haratsian’ny mpanao heloka!
Malagasy Bible 1865
Aoka ny marina hamely ahy amin'ny fahalemen-panahy ka hananatra ahy, Fa diloilo ahosotra ny lohako izany, ary aoka tsy handà izany ny lohako; Fa ny hany heriko dia ny mbola hivavaka ihany noho ny faharatsian'ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny marina hamely ahy amin’ny fahalemem-panahy ka hananatra ahy, fa diloilo ahosotra ny lohako izany, ary aoka tsy handa izany ny lohako; fa ny hany heriko dia ny mbola hivavaka ihany noho ny faharatsian’ireny.
malagasy