Psalms 141:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Havarina amin’ny hantsam-bato ny mpitsara azy, dia hankasitraka ny teniko ny olona fa mamy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa tsy ho ela dia havarina, manaraka ny vatolampy, ny lehiben’ireny; ary handre ny teniko ny olona, fa mahafinaritra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa havarina amin’ny hantsam-bato ireo filohany, vao hiaiky ny maha marina ny teniko ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Havarina amin'ny hantsam-bato ny mpitsara azy, Dia hankasitraka ny teniko ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Havarina amin’ny hantsam-bato ny mpitsara azy, dia hankasitraka ny teniko ny olona fa mamy izany.
malagasy
Havarina amin'ny hantsam-bato ny mpitsara azy, Dia hankasitraka ny teniko ny olona.