Psalms 141:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny fiasa sy ny fihevo ny tany no nanelezana ny taolanay teo am-bavan’ny fitoeran’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny fanoritra sy fihevon’ny asa ny tany, no famafy ny taolantsika teo am-bavan’ny Seoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny hazo tapatapahina sy vakivakîna eny an-tsaha no nanelezana ny taolam-balony, rehefa hitelina azy ny toeran’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Toy ny fiasa sy ny fihevo ny tany No nanelezana ny taolanay teo am-bavan'ny fiainan-tsi-hita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny fiasa sy ny fihevo ny tany no nanelezana ny taolanay teo am-bavan’ny fitoeran’ny maty*.
malagasy
Toy ny fiasa sy ny fihevo ny tany No nanelezana ny taolanay teo am-bavan'ny fiainan-tsi-hita. [Heb. Sheola]