Psalms 141:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Arovy aho amin’ny fandrika amandrihany ahy sy amin’ny tadivavaran’ny mpanao ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Arovy amin’ny fandrika amandrihany ahy aho, dia amin’ny fanotrehan’ireo mpanao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambeno aho tsy ho voan’ny fandrika mivelatra sy ny tadivavaran’ny mpanao heloka.
Malagasy Bible 1865
Arovy aho amin'ny fandrika amandrihany ahy Sy amin'ny tadivavaran'ny mpanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Arovy aho amin’ny fandrika amandrihany ahy sy amin’ny tadivavaran’ny mpanao ratsy.
malagasy
Arovy aho amin'ny fandrika amandrihany ahy Sy amin'ny tadivavaran'ny mpanao ratsy.Aoka ny ratsy fanahy ho latsaka eo anatin'ny fandriny ihany, Fa izaho kosa handalo fotsiny.