Psalms 142:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Loarako eo anatrehany ny fitarainako; ambarako eo anatrehany ny fahoriako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitaraina amin’i Iaveh amin’ny feoko aho, mitalaho amin’i Iaveh amin’ny feoko:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantso mafy ny TOMPO aho, mitalaho mafy aminy.
Malagasy Bible 1865
Loarako eo anatrehany ny fitarainako; Ambarako eo anatrehany ny fahoriako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Loarako eo anatrehany ny fitarainako; ambarako eo anatrehany ny fahoriako.
malagasy
Loarako eo anatrehany ny fitarainako; Ambarako eo anatrehany ny fahoriako.