Psalms 142:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha reraka ato anatiko ny fanahiko dia fantatrao ny alehako; eo amin’ny lalana izorako no nanafenany fandrika hamandrihany ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamboraka eo anatrehany ny fitarainako aho, mamosaka eo anatrehany ny fahoriako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Loarako eo anatrehany ny tarainako, ambarako eo anatrehany ny fahoriako.
Malagasy Bible 1865
Raha reraka ato anatiko ny fanahiko, dia fantatro ny alehako; Eo amin'ny lalana izorako No nanafenany fandrika hamandrihany ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha reraka ato anatiko ny fanahiko dia fantatrao ny alehako; eo amin’ny lalana izorako no nanafenany fandrika hamandrihany ahy.
malagasy
Raha reraka ato anatiko ny fanahiko, dia fantatro ny alehako; Eo amin'ny lalana izorako No nanafenany fandrika hamandrihany ahy.