Psalms 142:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jereo eo amin’ny ankavanana ka zahao fa tsy misy olona mahafantatra ahy; foana avokoa ny toerana fialofako; tsy misy miahy ny fanahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha reraka ato anatiko ny fanahiko, dia fantatrao ny lalako, fantatrao fa any an-dalana izorako, amelaran’ireny fandrika hamelezana ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha reraka ato anatiko aho, dia fantatrao ny manjo ahy. Eo amin’ny lalana izorako no namelaram-pandrika hamely ahy.
Malagasy Bible 1865
Jereo eo an-kavanana, ka izahao, Fa tsy misy olona mahalala ahy; Foana avokoa ny fiarovana ahy; Tsy misy miahy ny fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jereo eo amin’ny ankavanana ka zahao fa tsy misy olona mahafantatra ahy; foana avokoa ny toerana fialofako; tsy misy miahy ny fanahiko.
malagasy
Jereo eo an-kavanana, ka izahao, Fa tsy misy olona mahalala ahy; Foana avokoa ny fiarovana ahy; Tsy misy miahy ny fanahiko.