Psalms 142:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitaraina aminao aho, TOMPO ô; hoy aho: Ianao no aroko sy anjarako eo amin’ny tanin’ny velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Topazo maso eo ankavanana ka zahao: tsy misy mahalala ahy akory; ny fialofako tsy misy velively, tsy ahoan’ny olona akory ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tazano eo ankavanako ka jereo: tsy misy olona mba miraika amiko, tsy misy toerana mba hialofako, tsy misy olona miahy ny aiko.
Malagasy Bible 1865
Mitaraina aminao aho, Jehovah ô; Hoy izaho: Hianao no aroko Sy anjarako eo amin'ny tanin'ny velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitaraina aminao aho, TOMPO ô; hoy aho: Ianao no aroko sy anjarako eo amin’ny tanin’ny velona.
malagasy
Mitaraina aminao aho, Jehovah ô; Hoy izaho: Hianao no aroko Sy anjarako eo amin'ny tanin'ny velona.