Psalms 142:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avoahy hiala amin’ny tranomaizina ny fanahiko mba hiderako ny anaranao; hanodidina ahy ny marina satria manisy soa ahy Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atongilano ny sofinao amin’ny fitarainako, fa fadiranovana izaitsizy aho, afaho amin’ireo manenjika ahy aho, fa mahery noho izaho izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho henonao anie ny tarainako, fa reraka dia reraka tokoa aho! Afaho amin’ny mpanenjika aho, fa mahery noho izaho ireny.
Malagasy Bible 1865
Avoahy hiala amin'ny tranomaizina ny fanahiko, Mba hiderako ny anaranao; Hanodidina ahy ny marina, Satria manisy soa ahy Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avoahy hiala amin’ny tranomaizina ny fanahiko mba hiderako ny anaranao; hanodidina ahy ny marina satria manisy soa ahy Ianao.
malagasy
Avoahy hiala amin'ny tranomaizina ny fanahiko, Mba hiderako ny anaranao; Hanodidina ahy ny marina, Satria manisy soa ahy Hianao.