Psalms 142:8 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Esory amin’ity tranomaizina ity ny fanahiko, mba hankalazako ny Anaranao, hahazo voninahitra miaraka amiko ny marina, noho ny nanasoavanao ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avoahy hiala ny tranomaiziko aho mba hahazoako hidera ny anaranao eo anivon’ny olo-marina hanodidina ahy, rehefa nanisy soa ahy Ianao.