Psalms 143:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, henoy ny vavaka ataoko ary atongilano amin’ny fifonako ny sofinao; valio araka ny teninao marina sy ny fahamarinanao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamon’i Davida. Iaveh ô, henoy ny fivavahako; atongilano ny sofinao amin’ny fitalahoako; valio vavaka aho, amin’ny fahitsianao amam-pahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Davida. TOMPO ô, mba henoy vavaka aho, anongilano sofina ny fifònako. Araka ny toetranao mahatoky sy araka ny fiantrànao no amalio ahy.
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, henoy ny fivavako, ary atongilano amin'ny fifonako ny sofinao; Valio aho araka ny teninao marina sy ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, henoy ny vavaka ataoko ary atongilano amin’ny fifonako ny sofinao; valio araka ny teninao marina sy ny fahamarinanao aho.
malagasy
[Faniriam-pamindram-po noho ny fahoriana mafy] Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, henoy ny fivavako, ary atongilano amin'ny fifonako ny sofinao; Valio aho araka ny teninao marina sy ny fahamarinanao.