Psalms 143:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampianaro hanao ny sitraponao aho fa Ianao no Andriamanitro; aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin’izay tany marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampianaro hanao ny sitraponao aho fa Ianao no Andriamanitro. Ny fanahinao tsara anie hitarika ahy, eo amin’ny lala-mahitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampianaro aho hanao ny sitrakao, satria Andriamanitro Ianao. Enga anie ny Fanahinao tsara hitarika ahy amin’ny tany marina!
Malagasy Bible 1865
Ampianaro hanao ny sitraponao aho; Fa Hianao no Andriamanitro; Aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin'izay tany marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampianaro hanao ny sitraponao aho fa Ianao no Andriamanitro; aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin’izay tany marina.
malagasy
Ampianaro hanao ny sitraponao aho; Fa Hianao no Andriamanitro; Aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin'izay tany marina.