Psalms 143:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny anaranao, TOMPO ô, dia velomy aho; araka ny fahamarinanao dia avoahy ho afaka amin’ny fahoriana ny fanahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, velomy aho, noho ny Anaranao, esory amin’ny fahoriana ny fanahiko, noho ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny maha TOMPO Anao, dia velomy indray aho; noho ny fahamarinanao, dia esory amin’ny fahoriana aho.
Malagasy Bible 1865
Noho ny anaranao, Jehovah ô, velomy aho; Araka ny fahamarinanao avoahy ny fanahiko ho afaka amin'ny fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny anaranao, TOMPO ô, dia velomy aho; araka ny fahamarinanao dia avoahy ho afaka amin’ny fahoriana ny fanahiko.
malagasy
Noho ny anaranao, Jehovah ô, velomy aho; Araka ny fahamarinanao avoahy ny fanahiko ho afaka amin'ny fahoriana.Ary araka ny famindram-ponao fongory ny fahavaloko, Ka aringano izay rehetra mampahory ny fanahiko; Fa mpanomponao aho.