Psalms 143:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary araka ny famindramponao dia fongory ny fahavaloko ka aringano izay rehetra mampahory ny fanahiko fa mpanomponao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fongory ny fahavaloko, noho ny hatsaram-ponao; ary aringano avokoa izay mpampahory ahy, fa mpanomponao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fitiavanao ahy, dia fongory ny fahavaloko ka aringano avokoa ny mpandrafy ahy, satria mpanomponao aho.
Malagasy Bible 1865
Ary araka ny famindram-ponao fongory ny fahavaloko, Ka aringano izay rehetra mampahory ny fanahiko; Fa mpanomponao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary araka ny famindramponao dia fongory ny fahavaloko ka aringano izay rehetra mampahory ny fanahiko fa mpanomponao aho.
malagasy
Ary araka ny famindram-ponao fongory ny fahavaloko, Ka aringano izay rehetra mampahory ny fanahiko; Fa mpanomponao aho.