Psalms 143:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza dia mifandahatra amin’ny mpanomponao eo am-pitsarana fa tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mifandahatra amin’ny mpanomponao amin’ny fitsarana, fa tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpanomponao aho ka aza antsoina hotsaraina, fa tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.
Malagasy Bible 1865
Ary aza dia mifandahatra amin'ny mpanomponao eo am-pitsarana; Fa tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza dia mifandahatra amin’ny mpanomponao eo am-pitsarana fa tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.
malagasy
Ary aza dia mifandahatra amin'ny mpanomponao eo am-pitsarana; Fa tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.